1 Kings 21:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’i Ahaba fa efa maty i Nabota dia niainga izy ka nidina nankany amin’ny tanim-boalobok’i Nabota jezirelita mba handray ny tany ho fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa ren’i Akaba fa hoe maty i Nabôta, dia niainga izy, nidina nankany amin’ny tanimboalobok’i Nabôta avy ao Jezraela haka izany ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’i Ahaba fa maty i Nabôta, dia lasa izy nankany amin’ny tanimboalobok’i Nabôta ilay Jizrehelita mba haka izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Ahaba fa efa maty Nabota, dia niainga izy ka nidina nankany amin'ny tanim-boalobok'i Nabota Jezirelita mba haka ny tany ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’i Ahaba fa efa maty i Nabota dia niainga izy ka nidina nankany amin’ny tanim-boalobok’i Nabota jezirelita mba handray ny tany ho fananany.
malagasy
Ary rehefa ren'i Ahaba fa efa maty Nabota, dia niainga izy ka nidina nankany amin'ny tanim-boalobok'i Nabota Jezirelita mba haka ny tany ho azy.