1 Kings 21:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miaingà ka midìna hihaona amin’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, izay ao Samaria; indro, ao amin’ny tanim-boalobok’i Nabota izy, fa lasa nankao izy mba handray ny tany ho fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitsangàna ianao, ka midìna hihaona amin’i Akaba mpanjakan’i Israely, manjaka ao Samaria. Ao an-tanimboalobok’i Nabôta ao izy izao, fa nidina nankany haka izany ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Midîna mankany amin’i Ahaba mpanjakan’i Israely izay ao Samaria. Ao an-tanimboalobok’i Nabôta izy izao, satria lasa nankao izy mba haka izany.
Malagasy Bible 1865
Miaingà, ka midìna hihaona amin'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, izay ao Samaria; indro, ao amin'ny tanim-boalobok'i Nabota izy, fa lasa nankao izy mba haka ny tany ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miaingà ka midìna hihaona amin’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, izay ao Samaria; indro, ao amin’ny tanim-boalobok’i Nabota izy, fa lasa nankao izy mba handray ny tany ho fananany.
malagasy
Miaingà, ka midìna hihaona amin'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, izay ao Samaria; indro, ao amin'ny tanim-boalobok'i Nabota izy, fa lasa nankao izy mba haka ny tany ho azy.