1 Kings 21:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Ahaba tamin’i Elia: Azonao va aho, ry ilay fahavaloko? Ary hoy i Elia: Azoko ianao, satria ianao dia efa nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Akaba tamin’i Elia: «Azonao va aho, ry ilay fahavaloko?» Ka hoy ny navaliny: «Azoko ianao, satria nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason’i Iaveh ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Ahaba tamin’i Elià: –Mbola hitanao ihany va aho, ry ilay fahavaloko? Ka novaliany hoe: –Eny, mbola hitako ihany ianao satria efa nitolo-tena hanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Ahaba tamin'i Elia: Azonao va aho, ry ilay fahavaloko? Ary Elia namaly hoe: Azoko ianao, satria ianao efa nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Ahaba tamin’i Elia: Azonao va aho, ry ilay fahavaloko? Ary hoy i Elia: Azoko ianao, satria ianao dia efa nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason’NY TOMPO.
malagasy
Ary hoy Ahaba tamin'i Elia: Azonao va aho, ry ilay fahavaloko? Ary Elia namaly hoe: Azoko ianao, satria ianao efa nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason'i Jehovah.