1 Kings 21:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny taranakao dia hataoko tahaka ny taranak’i Jeroboama, zanak’i Nebata, sy tahaka ny taranak’i Basa, zanak’i Ahia, noho ny nampirehetanao ny fahatezerako sy ny nampanotanao ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka dia hampanahafiko ny tranon’i Jerôbôama zanak’i Nabata sy ny tranon’i Ahiasa, ny tranonao, satria mihaika Ahy hitezitra ianao, sady nampanota an’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko tahaka izay nanjo ny taranak’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata sy ny taranak’i Bahasà zanakalahin’i Ahià ny taranakao, noho ny nampahaviniranao Ahy sy ny nampanotanao an’i Israely.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranakao hataoko tahaka ny taranak'i Jeroboama, zanak'i Nebata, sy tahaka ny taranak'i Basa, zanak'i Ahia, noho ny nampirehetanao ny fahatezerako sy ny nampanotanao ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny taranakao dia hataoko tahaka ny taranak’i Jeroboama, zanak’i Nebata, sy tahaka ny taranak’i Basa, zanak’i Ahia, noho ny nampirehetanao ny fahatezerako sy ny nampanotanao ny Israely.
malagasy
Ary ny taranakao hataoko tahaka ny taranak'i Jeroboama, zanak'i Nebata, sy tahaka ny taranak'i Basa, zanak'i Ahia, noho ny nampirehetanao ny fahatezerako sy ny nampanotanao ny Isiraely.