1 Kings 21:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amin’i Jezebela koa dia nolazain’NY TOMPO hoe: Ny alika no hihinana an’i Jezebela eny ivelan’ny mandan’i Jezirela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jezabela koa, nasian’i Iaveh teny hoe: «Hohanin’ny alika eny akaikin’ny hadin’i Jezrahela i Jezabela.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny momba an’i Jezebela koa ny TOMPO ka nanao hoe: «Ary i Jezebela dia hohanin’ny alika eo akaikin’ny mandan’i Jizrehela.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'i Jezebela koa dia nolazain'i Jehovah hoe: Ny alika hihinana an'i Jezebela eny ivelan'ny màndan'i Jezirela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amin’i Jezebela koa dia nolazain’NY TOMPO hoe: Ny alika no hihinana an’i Jezebela eny ivelan’ny mandan’i Jezirela.
malagasy
Ary ny amin'i Jezebela koa dia nolazain'i Jehovah hoe: Ny alika hihinana an'i Jezebela eny ivelan'ny màndan'i Jezirela.