1 Kings 21:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay tamingan’i Ahaba maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika; ary izay tamingany maty any an-tsaha kosa dia hohanin’ny voromanidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay an’ny tranon’i Akaba ka maty an-tanàna dia hohanin’ny alika, ary ny maty an-tsaha kosa, hohanin’ny voromanidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay taminganao, ry Ahaba, ka maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika, ary izay maty any an-tsaha kosa dia hohanin’ny voro-manidina.
Malagasy Bible 1865
Izay tamingan'i Ahaba maty ao an-tanàna dia hohanin'ny alika; ary izay tamingany maty any an-tsaha kosa dia hohanin'ny voro-manidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay tamingan’i Ahaba maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika; ary izay tamingany maty any an-tsaha kosa dia hohanin’ny voromanidina.
malagasy
Izay tamingan'i Ahaba maty ao an-tanàna dia hohanin'ny alika; ary izay tamingany maty any an-tsaha kosa dia hohanin'ny voro-manidina.