1 Kings 21:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nisy tahaka an’i Ahaba, izay nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason’NY TOMPO, satria nampirisihin’i Jezebela vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tena tsy nisy nivaro-tena toa an’i Akaba hanao izay ratsy eo imason’i Iaveh, satria i Jezabela vadiny no namporisika azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy nisy mihitsy olona tahaka an’i Ahaba izay nitolo-tena hanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO, satria nampirisihin’i Jezebela vadiny izy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nisy tahaka an'i Ahaba,izay nivarotena hanao izay ratsy eo imason'i Jehovah, satria nampirisihin'i Jezebela vadiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nisy tahaka an’i Ahaba, izay nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason’NY TOMPO, satria nampirisihin’i Jezebela vadiny.
malagasy
Fa tsy nisy tahaka an'i Ahaba,izay nivarotena hanao izay ratsy eo imason'i Jehovah, satria nampirisihin'i Jezebela vadiny izy.