1 Kings 21:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary be ny fahavetavetana nataony tamin’ny nanarahany ny sampy, dia tahaka izay rehetra nataon’ny Amorita, izay noroahin’NY TOMPO teo anoloan’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao toe-pitondran-tena vetaveta indrindra izy tamin’ny nandehanany amin’ny sampy, araka ny fomba rehetra fanaon’ny Amôreana, izay noroahin’i Iaveh teo anoloan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zava-maharikoriko loatra no vitany tamin’ny nanarahany ny sampy tahaka ny nataon’ny Amôrita izay noroahin’ny TOMPO teo anoloan’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nanao vetaveta loatra tamin'ny 1 nanarahany ny sampy, dia tahaka izay rehetra nataon'ny Amorita. izay noroahin'i Jehovah teo anoloan'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary be ny fahavetavetana nataony tamin’ny nanarahany ny sampy, dia tahaka izay rehetra nataon’ny Amorita, izay noroahin’NY TOMPO teo anoloan’ny Zanak’Israely.
malagasy
Ary izy nanao vetaveta loatra tamin'ny 1 nanarahany ny sampy, dia tahaka izay rehetra nataon'ny Amorita. izay noroahin'i Jehovah teo anoloan'ny Zanak'Isiraely.