1 Kings 21:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tamin’i Elia tisbita ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia tonga tamin’i Elia Tesbita ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Elià avy any Tisbe nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny tenin'i Jehovah tonga tamin'i Elia Tisbita ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tamin’i Elia tisbita ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary ny tenin'i Jehovah tonga tamin'i Elia Tisbita ka nanao hoe:Hitanao va ny nanetren'i Ahaba tena teo anatrehako? Satria nanetry tena teo anatrehako izy. dia tsy hahatonga loza aminy Aho amin'ny androny; fa any amin'ny andron'ny zanany vao hahatonga loza amin'ny taranany Aho.