1 Kings 21:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitanao va ny nanetren’i Ahaba tena teo anatrehako? Satria nanetry tena teo anatrehako izy dia tsy hahatonga loza aminy Aho amin’ny androny; fa any amin’ny andron’ny zanany Aho vao hahatonga loza amin’ny taranany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Efa hitanao va ny nanetren’i Akaba ny tenany teo anatrehako? Ka noho izy nanetry tena teo anatrehako, dia tsy hahatonga loza amin’ny androny kosa aho fa amin’ny andron-janany vao hahatonga loza amin’ny tranony aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Moa hitanao izao fietren-tenan’i Ahaba eto anatrehako izao? Satria nanao izany izy, dia tsy hahatonga loza amin’ny fianakaviany amin’ny androny Aho, fa amin’ny andron-janany kosa.
Malagasy Bible 1865
Hitanao va ny nanetren'i Ahaba tena teo anatrehako? Satria nanetry tena teo anatrehako izy. dia tsy hahatonga loza aminy Aho amin'ny androny; fa any amin'ny andron'ny zanany vao hahatonga loza amin'ny taranany Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitanao va ny nanetren’i Ahaba tena teo anatrehako? Satria nanetry tena teo anatrehako izy dia tsy hahatonga loza aminy Aho amin’ny androny; fa any amin’ny andron’ny zanany Aho vao hahatonga loza amin’ny taranany.
malagasy