1 Kings 21:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Nabota tamin’i Ahaba: Sanatria amiko eo anatrehan’NY TOMPO izany! Tsy homeko anao ny tanindrazako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Nabôta namaly an’i Akaba: «Hampanalavirin’i Iaveh ahy anie ny hanome ny lova avy amin’ny razako!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Nabôta tamin’i Ahaba: –Sanatria amiko eo anatrehan’ny TOMPO raha izay hanome anao ny lova avy amin’ny razako!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Nabota tamin'i Ahaba: Sanatria amiko eo anatrehan'i Jehovah izany! fa tsy homeko anao any tanin-drazako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Nabota tamin’i Ahaba: Sanatria amiko eo anatrehan’NY TOMPO izany! Tsy homeko anao ny tanindrazako!
malagasy
Fa hoy Nabota tamin'i Ahaba: Sanatria amiko eo anatrehan'i Jehovah izany! fa tsy homeko anao any tanin-drazako.