1 Kings 21:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nankeo aminy i Jezebela vadiny ka niteny taminy hoe: Inona no mampahasosotra anao toy izao no tsy mety mihinan-kanina ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nankeo aminy kosa i Jezabela vadiny, ka nanao taminy hoe: «Nahoana no manjombona ny fanahinao ary tsy homan-kanina ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanatona azy i Jezebela vadiny ka nanao taminy hoe: –Nahoana no manjonitra toy izao ianao ka tsy mety mihinan-kanina?
Malagasy Bible 1865
Ary Jezebela vadiny nankeo aminy ka nanao taminy hoe: Ahoana no mampahasosotra anao toy izao, no tsy mety homan-kanina ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nankeo aminy i Jezebela vadiny ka niteny taminy hoe: Inona no mampahasosotra anao toy izao no tsy mety mihinan-kanina ianao?
malagasy
Ary Jezebela vadiny nankeo aminy ka nanao taminy hoe: Ahoana no mampahasosotra anao toy izao, no tsy mety homan-kanina ianao?