1 Kings 21:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanoratra taratasy maromaro tamin’ny anaran’i Ahaba i Jezebela ka notombohiny tamin’ny fitombo-kasen’ny mpanjaka. Avy eo ireo taratasy ireo dia nampitondrainy ho any amin’ny loholona sy ny manankaja tao an-tanànany, dia ireo niara-monina tamin’i Nabota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanoratra taratasy tamin’ny anaran’i Akaba izy, nasiany tombokasen’ny mpanjaka, nalefany ho any amin’ny loholona sy ny andriambaventy ao an-tanàna miara-monina amin’i Nabôta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tamin’ny anaran’i Ahaba no nanoratan’i Jezebela taratasy, ka nasiany tombon-kasem-panjakana ireny ary nalefany ho an’ny loholona sy ny manampahefana tao an-tanàna nonenan’i Nabôta.
Malagasy Bible 1865
Ary Jezebela dia nanoratra taratasy tamin'ny anaran'i Ahaba, ka notombohiny tamin'ny fanombohan-kasen'andriana, ary ny taratasy dia nampitondrainy ho any amin'ny loholona sy ny manan-kaja tao an-tanànany, dia ireo niara-nitoetra tamin'i Nabota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanoratra taratasy maromaro tamin’ny anaran’i Ahaba i Jezebela ka notombohiny tamin’ny fitombo-kasen’ny mpanjaka. Avy eo ireo taratasy ireo dia nampitondrainy ho any amin’ny loholona sy ny manankaja tao an-tanànany, dia ireo niara-monina tamin’i Nabota.
malagasy