1 Kings 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nosoratany tao amin’ireo taratasy: Miantsoa andro fifadian-kanina, ary asaivo mipetraka eny aloha eo amin’ny vahoaka i Nabota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no nosoratany ao amin’ny taratasy: «Miantsoa andro fifandian-kanina ka apetraho eo alohan’ny vahoaka i Nabôta;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no voasorany tao amin’ny taratasy: «Miantsoa andro fifadian-kanina ka i Nabôta no asaivo mitarika ny vahoaka amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no nosoratany tao amin'ny taratasy: Miantsoa andro fifadian-kanina, ary apetraho eo anatrehan'ny olona Nabota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nosoratany tao amin’ireo taratasy: Miantsoa andro fifadian-kanina, ary asaivo mipetraka eny aloha eo amin’ny vahoaka i Nabota.
malagasy
Ary izao no nosoratany tao amin'ny taratasy: Miantsoa andro fifadian-kanina, ary apetraho eo anatrehan'ny olona Nabota.