1 Kings 22:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandry fehizay ny tany nandritra ny telo taona ka tsy nisy ady tamin’i Arama sy Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandry feizay ny tany nandritra ny telo taona, fa tsy niady i Siria sy i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Roa taona no tsy nisian’ny ady intsony teo amin’i Siria sy i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary nandry fahizay ny Syriana sy ny Isiraely telo taona, fa tsy niady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandry fehizay ny tany nandritra ny telo taona ka tsy nisy ady tamin’i Arama sy Israely.
malagasy
[Ny nikambanan'i Ahaba sy Josafata hiady amin'ny Syriana, sy ny nakany hevitra tamin'ny mpaminany, ary ny nahafatesan'i Ahaba] Ary nandry fahizay ny Syriana sy ny Isiraely telo taona, fa tsy niady.