1 Kings 22:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Zedekia, zanak’i Kenana, dia nanao tandroka vy maromaro ka niteny hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Amin’ireto no hanotoanao ny Arameana mandra-paharingany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Sedesiasa zanak’i Kanaàna nanao tandro-by ho azy, ka nilaza hoe: «Izao no lazain’i Iaveh: Ireto tandroka ireto no hanotoanao ny Sirianina, mandra-paharingany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Tsedekià, zanakalahin’i Kenahanà, dia namboatra tandro-by ka niteny hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Ireto tandroka ireto no hanotoanao ny tafika sirianina mandra-paharingany.»
Malagasy Bible 1865
Ary Zedekia, zanak'i Kenana, dia nanao tandroby ka nanao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: ireto no hanotoanao ny Syriana mandra-paharingany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Zedekia, zanak’i Kenana, dia nanao tandroka vy maromaro ka niteny hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Amin’ireto no hanotoanao ny Arameana mandra-paharingany.
malagasy
Ary Zedekia, zanak'i Kenana, dia nanao tandroby ka nanao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: ireto no hanotoanao ny Syriana mandra-paharingany.