1 Kings 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpaminany rehetra dia naminany toy izany koa hoe: Mandehana any Ramota-Gileada, dia hambinina ianao! NY TOMPO hanolotra azy eo an-tananao ry mpanjaka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpaminany rehetra koa naminany torak’izany, ka nanao hoe: «Miakara any Ramôta any Galaada, ka maharese, satria hatolotr’i Iaveh eo an-tanan’ny mpanjaka izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilaza hafatra toy izany avokoa ny mpaminany rehetra ka nanao hoe: –Tafiho i Ramôta-Gilehada fa ho resinao, ry mpanjaka! Eny, hatolotry ny TOMPO eo an-tananao io tanàna io.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpaminany rehetra naminany toy izany koa hoe: Mandehana any Ramota-gileada, dia hambinina ianao; fa Jehovah hanolotra azy eo an-tananao, ry mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpaminany rehetra dia naminany toy izany koa hoe: Mandehana any Ramota-Gileada, dia hambinina ianao! NY TOMPO hanolotra azy eo an-tananao ry mpanjaka!
malagasy
Ary ny mpaminany rehetra naminany toy izany koa hoe: Mandehana any Ramota-gileada, dia hambinina ianao; fa Jehovah hanolotra azy eo an-tananao, ry mpanjaka.