1 Kings 22:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mikaia: Raha velona koa NY TOMPO, dia izay lazain’NY TOMPO amiko ihany no hambarako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’i Mikea: «Velona i Iaveh! Dia izay holazain’i Iaveh amiko ihany no hambarako koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Mikaià hoe: –Velona ny TOMPO, ka mianiana aho fa izay lazain’ny TOMPO amiko ihany no hambarako.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mikaia: Raha velona koa Jehovah, dia izay lazain'i Jehovah amiko ihany no hambarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mikaia: Raha velona koa NY TOMPO, dia izay lazain’NY TOMPO amiko ihany no hambarako!
malagasy
Ary hoy Mikaia: Raha velona koa Jehovah, dia izay lazain'i Jehovah amiko ihany no hambarako.