1 Kings 22:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tamin’ny taona fahatelo dia nidina i Josafata, mpanjakan’ny Joda, ho any amin’ny mpanjakan’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tamin’ny taona fahatelo, nidina nankany amin’ny mpanjakan’i Israely, i Jôsafata mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tamin’ny taona fahatelo dia nankany amin’ny mpanjakan’i Israely i Jôsafata mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tamin'ny taona fahatelo, dia nidina Josafata, mpanjakan'ny Joda, ho any amin'ny mpanjakan'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tamin’ny taona fahatelo dia nidina i Josafata, mpanjakan’ny Joda, ho any amin’ny mpanjakan’ny Israely.
malagasy
Ary nony tamin'ny taona fahatelo, dia nidina Josafata, mpanjakan'ny Joda, ho any amin'ny mpanjakan'ny Isiraely.