1 Kings 22:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandroso ny fanahy iray ka nijoro teo anatrehan’NY TOMPO sady niteny hoe: Izaho no hamitaka azy. Hoy NY TOMPO taminy: Amin’inona anefa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia tonga ny fanahy, nitoetra teo anatrehan’i Iaveh ka nanao hoe: Izaho no hanambaka azy. Fa hoy i Iaveh taminy: Hataonao ahoana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nandroso ka nitsangana teo anoloan’ny TOMPO ny fanahy anankiray ary nanao hoe: «Izaho no hitaona azy!» Hoy kosa ny TOMPO hoe: «Amin’ny fomba ahoana?»
Malagasy Bible 1865
Dia nandroso ny fanahy ka nitsangana teo anatrehan'i Jehovah ary nanao hoe: Izaho no hitaona azy. Ary hoy Jehovah taminy: Amin'inona anefa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandroso ny fanahy iray ka nijoro teo anatrehan’NY TOMPO sady niteny hoe: Izaho no hamitaka azy. Hoy NY TOMPO taminy: Amin’inona anefa?
malagasy
Dia nandroso ny fanahy ka nitsangana teo anatrehan'i Jehovah ary nanao hoe: Izaho no hitaona azy. Ary hoy Jehovah taminy: Amin'inona anefa?