1 Kings 22:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, ankehitriny, NY TOMPO efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao rehetra ireto ka NY TOMPO no efa nilaza ny loza hanjo anao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa indro, i Iaveh nanisy fanahy mandainga eo am-bavan’ireo mpaminaninao rehetra eo ireo. Ary i Iaveh efa nanonona loza hanjò anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, raha ny TOMPO efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao rehetra ireto, dia satria IZY mihitsy no efa nilaza ny loza hanjo anao.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, Jehovah efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan'ireto mpaminaninao rehetra ireto ary Izy koa efa nilaza ny loza hanjo anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, ankehitriny, NY TOMPO efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao rehetra ireto ka NY TOMPO no efa nilaza ny loza hanjo anao!
malagasy
Koa, indro, Jehovah efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan'ireto mpaminaninao rehetra ireto ary Izy koa efa nilaza ny loza hanjo anao.