1 Kings 22:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny navalin’i Mikaia hoe: Indro, ho hitanao izany amin’ny andro hitetezanao efitrano mba hierenao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navalin’i Mikea: «Ho hitanao izany, amin’ilay andro handehananao isan’efitrano hierenao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Mikaià hoe: –Indro fa ho hitanao izany amin’ny andro izay hitsofotsofohanao efitrano mba hiery.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mikaia: Indro, ho hitanao izany amin'ny andro hidiranao ao amin'ny efi-trano anatiny hierenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny navalin’i Mikaia hoe: Indro, ho hitanao izany amin’ny andro hitetezanao efitrano mba hierenao.
malagasy
Dia hoy Mikaia: Indro, ho hitanao izany amin'ny andro hidiranao ao amin'ny efi-trano anatiny hierenao.[Na: hitsofotsofohanao amin'ny efi-trano]