1 Kings 22:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely: Sambory i Mikaia ka ento miverina ho any amin’i Amona, lehiben’ny tanàna, sy ho any amin’i Joasy, zanaky ny mpanjaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny mpanjakan’i Israely: «Raiso i Mikea ka ento any amin’i Amôna governoran’ny tanàna sy amin’i Jôasa zanaky ny mpanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny mpanjakan’i Israely dia nibaiko hoe: –Sambory i Mikaià, dia ento miverina any amin’i Amôna governoran’ny tanàna sy any amin’i Jôasy zanako lahy,
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjakan'ny Isiraely: Raiso Mikaia, ka ento miverina izy ho any amin'i Amona, komandin'ny tanàna, sy ho any amin'i Joasy, zanaky ny mpanjaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely: Sambory i Mikaia ka ento miverina ho any amin’i Amona, lehiben’ny tanàna, sy ho any amin’i Joasy, zanaky ny mpanjaka,
malagasy
Dia hoy ny mpanjakan'ny Isiraely: Raiso Mikaia, ka ento miverina izy ho any amin'i Amona, komandin'ny tanàna, sy ho any amin'i Joasy, zanaky ny mpanjaka,