1 Kings 22:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’ny mpanompony: Moa fantatrareo va fa antsika i Ramota-Gileada, nefa mitoetra foana isika ka tsy maka azy amin’ny tanan’ny mpanjakan’i Arama?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjakan’i Israely tamin’ny mpanompony; «Fantatrareo va fa antsika i Ramôta any Galaada, no tsy manao na inona na inona isika mba hanatsoaka azy eo an-tanan’ny mpanjakan’i Siria?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjakan’i Israely tamin’ny manamboninahiny: «Fantatrareo tsara fa antsika ny tanànan’i Ramôta any Gilehada, koa inona no isalasalantsika tsy haka izany amin’ny mpanjakan’i Siria?»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjakan'ny Isiraely tamin'ny mpanompony: Moa fantatrareo va fa antsika Ramota-gileada, nefa isika mitoetra foana ka tsy maka azy amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Syria?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’ny mpanompony: Moa fantatrareo va fa antsika i Ramota-Gileada, nefa mitoetra foana isika ka tsy maka azy amin’ny tanan’ny mpanjakan’i Arama?
malagasy
Ary hoy ny mpanjakan'ny Isiraely tamin'ny mpanompony: Moa fantatrareo va fa antsika Ramota-gileada, nefa isika mitoetra foana ka tsy maka azy amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Syria?