1 Kings 22:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mpanjakan’i Arama efa nandidy ny roa amby telopolo lahy, lehiben’ny kalesy fitondra miady hoe: Aza miady na amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy didy nomen’ny mpanjakan’i Siria an’ireo 32 lahy, lehiben’ny an-kalesiny nataony hoe: «Aza mamely na ny kely na ny lehibe fa ny mpanjakan’i Israely ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mpanjakan’i Siria kosa efa nanome baiko ireo komandy 32 mifehy ny kalesiny mba tsy hamely miaramila tsotra na mpitari-tafika fa ny mpanjakan’i Israely ihany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanjakan'i Syria efa nandidy ny roa amby telo-polo lahy, komandin'ny kalesy, nanao hoe: Aza miady na amin'ny kely na amin'ny lehibe, afa-tsy amin'ny mpanjakan'ny Isiraely ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mpanjakan’i Arama efa nandidy ny roa amby telopolo lahy, lehiben’ny kalesy fitondra miady hoe: Aza miady na amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.
malagasy
Fa ny mpanjakan'i Syria efa nandidy ny roa amby telo-polo lahy, komandin'ny kalesy, nanao hoe: Aza miady na amin'ny kely na amin'ny lehibe, afa-tsy amin'ny mpanjakan'ny Isiraely ihany.