1 Kings 22:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita an’i Josafata ireo lehiben’ny kalesy fitondra miady dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan’ny Israely. Dia nitodika nanatrika azy mba hiady aminy ireo, ka niantsoantso i Josafata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahatazana an’i Jôsafata ny lehiben’ny kalesy, dia nanao hoe: «Iny tokoa ny mpanjakan’i Israely»; sady nitodika nanatrika azy izy hamely azy. Niantso mafy i Jôsafata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahita an’i Jôsafata ireo komandin-kalesy, dia nihevitra azy ho ny mpanjakan’i Israely mihitsy. Dia isangodinany hiadiana izy; kanjo niantsoantso mafy i Jôsafata.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahita an'i Josafata ireo komandin'ny kalesy, dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan'ny Isiraely. Dia nanatrika hiady taminy ireo; ka dia niantsoantso Josafata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita an’i Josafata ireo lehiben’ny kalesy fitondra miady dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan’ny Israely. Dia nitodika nanatrika azy mba hiady aminy ireo, ka niantsoantso i Josafata.
malagasy
Ary nony nahita an'i Josafata ireo komandin'ny kalesy, dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan'ny Isiraely. Dia nanatrika hiady taminy ireo; ka dia niantsoantso Josafata.