1 Kings 22:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa hilentika ny masoandro dia niely nanerana ny toby izao antsoantso izao hoe: Samia mody any an-tanànany avy sy any amin’ny taniny avy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa ho faty ny masoandro, niely eran’ny toby izao antsoantso izao; «Samia mody any an-tanànany avy, samia mody any amin’ny taniny avy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nilentika ny masoandro, dia nanako eran’ny toby izao antsoantso izao hoe: –Samia mody any an-tanànany sy any amin’ny taniny avy,
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa hilentika ny masoandro, dia niely eran'ny toby rehetra izao antsoantso izao hoe: Samia mody any an-tanànany avy sy any amin'ny taniny avy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa hilentika ny masoandro dia niely nanerana ny toby izao antsoantso izao hoe: Samia mody any an-tanànany avy sy any amin’ny taniny avy!
malagasy
Ary nony efa hilentika ny masoandro, dia niely eran'ny toby rehetra izao antsoantso izao hoe: Samia mody any an-tanànany avy sy any amin'ny taniny avy!