1 Kings 22:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa maty ny mpanjaka ka noentina tany Samaria ary nalevina tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nahafatesan’ny mpanjaka. Nentina ho any Samaria izy, dia nalevina tany Samaria ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa maty ny mpanjaka! Dia nentina tany Samaria ny razana ka nalevina tao.
Malagasy Bible 1865
Dia maty ny mpanjaka, ka nentina tany Samaria izy, dia nalevina tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa maty ny mpanjaka ka noentina tany Samaria ary nalevina tao.
malagasy
Dia maty ny mpanjaka, ka nentina tany Samaria izy, dia nalevina tao.