1 Kings 22:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nodimandry any amin’ny razany i Ahaba. I Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nody mandry any amin’ny razany i Akaba, ary i Okoziasa zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia i Ahazià zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Ahaba lasa nodi-mandry any amin'ny razany; ary Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nodimandry any amin’ny razany i Ahaba. I Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Ahaba lasa nodi-mandry any amin'ny razany; ary Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy.