1 Kings 22:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga mpanjakan’ny Joda i Josafata, zanak’i Asa, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona fahefatr’i Akaba mpanjakan’i Israely no nahatongavan’i Jôsafata zanak’i Asà ho mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahefatra nanjakàn’i Ahaba mpanjakan’i Israely no tonga mpanjakan’i Joda i Jôsafata zanakalahin’i Asà.
Malagasy Bible 1865
Ary Josafata, zanak'i Asa, vao nanjaka tamin'ny Joda tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga mpanjakan’ny Joda i Josafata, zanak’i Asa, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely.
malagasy
[Ny nanjakan'i Josafata tamin'ny Joda, sy Ahazia tamin'ny Isiraely] Ary Josafata, zanak'i Asa, vao nanjaka tamin'ny Joda tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely.