1 Kings 22:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby telopolo taona i Josafata raha nanomboka nanjaka ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Azoba, zanakavavin’i Sily.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
35 taona i Jôsafata, fony tonga mpanjaka, ary 25 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Azobà, zanak’i Salaia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 35 taona i Jôsafata fony vao nanjaka, ary naharitra 25 taona no nanjakàny tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hazobà, zanakavavin’i Silehỳ.
Malagasy Bible 1865
Dimy amby telo-polo taona Josafata, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin'i Sily.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby telopolo taona i Josafata raha nanomboka nanjaka ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Azoba, zanakavavin’i Sily.
malagasy
Dimy amby telo-polo taona Josafata, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin'i Sily.