1 Kings 22:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha tamin’ny lalana rehetra izay nalehan’i Asa rainy izy ka tsy niala tamin’izany fa nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha tamin’ny lalana rehetra nalehan’i Asà rainy izy, sady tsy nivily tamin’izany, fa nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Narahiny avokoa ny toetran’i Asà rainy ka tsy niala tamin’izany izy, fa nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha tamin'ny lalana rehetra izay nalehan'i Asa rainy izy ka tsy niala tamin'izany, fa nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha tamin’ny lalana rehetra izay nalehan’i Asa rainy izy ka tsy niala tamin’izany fa nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO;
malagasy
Ary nandeha tamin'ny lalana rehetra izay nalehan'i Asa rainy izy ka tsy niala tamin'izany, fa nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah;