1 Kings 22:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa tsy mba noravana ireo toerana fanaovana sorona ka mbola namono zavatra hatao fanatitra ny olona sady mbola nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saingy ny fitoerana avo tsy rava, ny vahoaka mbola nanohy ny fanateran-tsorona aman-java-manitra eny amin’ny fitoerana avo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny toeram-panasinana tsy voafongotra, fa ny olona dia mbola nanao sorona sy nandoro azy hanetona teny ihany.
Malagasy Bible 1865
kanefa kosa ny fitoerana avo tsy mba noravana, fa ny olona mbola namono zavatra hatao fanatitra sady mbola nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa tsy mba noravana ireo toerana fanaovana sorona ka mbola namono zavatra hatao fanatitra ny olona sady mbola nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana ihany.
malagasy
kanefa kosa ny fitoerana avo tsy mba noravana, fa ny olona mbola namono zavatra hatao fanatitra sady mbola nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo ihany.