1 Kings 22:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsara fihavanana i Josafata sy ny mpanjakan’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jôsafata nihavana amin’ny mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanao fanekempihavanana tamin’ny mpanjakan’i Israely i Jôsafata.
Malagasy Bible 1865
Ary Josafata nanao fihavanana tamin'ny mpanjakan'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsara fihavanana i Josafata sy ny mpanjakan’ny Israely.
malagasy
Ary Josafata nanao fihavanana tamin'ny mpanjakan'ny Isiraely.