1 Kings 22:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Josafata sisa sy ny heriny mbamin’ny ady nataony, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Joda va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa tamin’ny asan’i Jôsafata, ny herim-po nasehony, ny ady nataony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Jodà va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Jôsafata ary koa ny herimpo nasehony sy ny ady natrehiny, dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Josafata sisa sy ny heriny mbamin'ny niadiany, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Josafata sisa sy ny heriny mbamin’ny ady nataony, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Joda va izany?
malagasy
Ary ny tantaran'i Josafata sisa sy ny heriny mbamin'ny niadiany, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany?