1 Kings 22:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sisa tamin’ny olona izay nanolo-tena hijangajanga ho amin’ny fanompoan-tsampy, dia izay mbola tany amin’ny andron’i Asa rainy, dia nofongorany tsy ho eo amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofongorany hiala amin’ny tany ny mpijangajanga sisa izay nijanona teo, tamin’ny andron’i Asà rainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no namongotra teo amin’ny tany ireo lehilahy sy vehivavy nitolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy ka mbola velona tamin’ny andron’i Asà rainy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sisa amin'ny olona izay nanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy, dia Izay mbola tany tamin'ny andron'i Asa rainy, dia nofongorany hiala amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sisa tamin’ny olona izay nanolo-tena hijangajanga ho amin’ny fanompoan-tsampy, dia izay mbola tany amin’ny andron’i Asa rainy, dia nofongorany tsy ho eo amin’ny tany.
malagasy
Ary ny sisa amin'ny olona izay nanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy, dia Izay mbola tany tamin'ny andron'i Asa rainy, dia nofongorany hiala amin'ny tany.