1 Kings 22:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy mpanjaka tany Edoma fahizany fa mpifehy voatendry no nitondra ny fanjakana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy mpanjaka tany Edôma fahizay, fa governora no solo-mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy mpanjaka tany Edôma tamin’izany fotoana izany, fa governora notendren’ny mpanjaka ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy mpanjaka tany Edoma fahizay, fa olona voatendry no nitondra ny fanjakana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy mpanjaka tany Edoma fahizany fa mpifehy voatendry no nitondra ny fanjakana.
malagasy
Ary tsy nisy mpanjaka tany Edoma fahizay, fa olona voatendry no nitondra ny fanjakana.