1 Kings 22:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao sambon’i Tarsisy folo hankany Ofira i Josafata mba haka volamena; nefa tsy lasa tany izy satria nahavakiana tao Eziona-Gebera ireo sambo ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao sambon’i Tarsisa folo i Jôsafata mba hankany Ofira haka volamena, nefa tsy nankany izy, fa fefika tao Asiôngabera ny sambo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanamboatra sambo vaventy haka volamena any Ôfira i Jôsafata; nefa tsy afa-niainga ireo sambo ireo, satria rendrika tao Hetsiôny-Gebera.
Malagasy Bible 1865
Ary Josafata nanao sambon'i Tarsisy folo hankany Ofira haka volamena; nefa tsy lasa ireo sambo ireo, fa nahavakiana tao Ezion-gebera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao sambon’i Tarsisy folo hankany Ofira i Josafata mba haka volamena; nefa tsy lasa tany izy satria nahavakiana tao Eziona-Gebera ireo sambo ireo.
malagasy
Ary Josafata nanao sambon'i Tarsisy folo hankany Ofira haka volamena; nefa tsy lasa ireo sambo ireo, fa nahavakiana tao Ezion-gebera.