1 Kings 22:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Ahazia, zanak’i Ahaba, tamin’i Josafata: Aoka mba hiaraka amin’ny mpanomponao any an-tsambo ny mpanompoko! Tsy nety anefa i Josafata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Okoziasa zanak’i Akaba tamin’i Jôsafata: «Avelao ny mpanompoko hiaraka amin’ny mpanomponao eny an-tsambo.» Nefa tsy nety i Jôsafata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Ahazià zanakalahin’i Ahaba tamin’i Jôsafata: –Aoka hiaraka amin’ny tantsambonao ny tantsamboko. Fa tsy nety i Jôsafata.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Ahazia, zanak'i Ahaba, tamin'i Josafata: Aoka ny vahoakako hiaraka amin'ny vahoakanao any an-tsambo. Fa tsy nety Josafata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Ahazia, zanak’i Ahaba, tamin’i Josafata: Aoka mba hiaraka amin’ny mpanomponao any an-tsambo ny mpanompoko! Tsy nety anefa i Josafata.
malagasy
Dia hoy Ahazia, zanak'i Ahaba, tamin'i Josafata: Aoka ny vahoakako hiaraka amin'ny vahoakanao any an-tsambo. Fa tsy nety Josafata.