1 Kings 22:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nodimandry tany amin’ny razany i Josafata, dia nalevina niaraka amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy. I Jehorama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Jôsafata, ka nalevina ao amin’ny razany, ao an-tanànan’i Davida rainy, dia i Jôrama zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Jôsafata, dia nalevina am-pasan-drazana tao an-tanànan’i Davida; ary i Jôrama zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Josafata lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Jehorama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nodimandry tany amin’ny razany i Josafata, dia nalevina niaraka amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy. I Jehorama zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Josafata lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Jehorama zanany no nanjaka nandimby azy.