1 Kings 22:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahafito amby folo nanjakan’i Josafata, mpanjakan’ny Joda, no nanomboka nanjaka tamin’ny Israely tao Samaria i Ahazia, zanak’i Ahaba. Nanjaka roa taona tamin’ny Israely izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha 17-n’i Jôsafata mpanjakan’i Jodà no vao tonga mpanjakan’i Israely tany Samaria i Okoziasa zanak’i Akaba, ary roa taona no nanjakany tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-17 nanjakàn’i Jôsafata mpanjakan’i Joda no tonga mpanjakan’i Israely tao Samaria i Ahazià zanakalahin’i Ahaba; ary naharitra roa taona no nanjakàny tamin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ahazia, zanak'i Ahaba, vao nanjaka tamin'ny Isiraely tao Samaria tamin'ny taona fahafito ambin'ny folo nanjakan'i Josafata, mpanjakan'ny Joda; ary nanjaka roa taona tamin'ny Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahafito amby folo nanjakan’i Josafata, mpanjakan’ny Joda, no nanomboka nanjaka tamin’ny Israely tao Samaria i Ahazia, zanak’i Ahaba. Nanjaka roa taona tamin’ny Israely izy.
malagasy
Ahazia, zanak'i Ahaba, vao nanjaka tamin'ny Isiraely tao Samaria tamin'ny taona fahafito ambin'ny folo nanjakan'i Josafata, mpanjakan'ny Joda; ary nanjaka roa taona tamin'ny Isiraely izy.