1 Kings 22:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy satria nandeha tamin’ny lalan’ny rainy sy ny reniny ary tamin’ny lalan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanota ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, dia nandeha tamin’ny lalan-drainy ary tamin’ny lalan’i Jerôbôama zanak’i Nabata, izay nampanota an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy fa nanaraka ny toetran’ny rainy sy ny reniny ary ny toetran’i Jerôbohama izay zanakalahin’i Nebata sady nampanota an’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa nandeha tamin'ny lalan'ny rainy sy ny reniny ary tamin'ny lalan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, izay nampanota ny Isiraely; ary nanompo an'i Bala izy, dia niankohoka teo anatrehany ka nampahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tahaka izay rehetra nataon-drainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy satria nandeha tamin’ny lalan’ny rainy sy ny reniny ary tamin’ny lalan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanota ny Israely.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa nandeha tamin'ny lalan'ny rainy sy ny reniny ary tamin'ny lalan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, izay nampanota ny Isiraely;ary nanompo an'i Bala izy, dia niankohoka teo anatrehany ka nampahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tahaka izay rehetra nataon-drainy.