1 Kings 22:54 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanompo ny Baala izy ary niankohoka teo anatrehany ka nahatezitra NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, tahaka izay rehetra nataon’ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanompo an’i Baala izy, ary niankohoka teo anatrehany ka nampahatezitra an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely tahaka izay rehetra nataon-drainy ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanompo an’i Bahala sady niankohoka teo anatrehany izy ary nampahatezitra ny TOMPO Andriamanitr’i Israely tahaka izay nataon-drainy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanompo ny Baala* izy ary niankohoka teo anatrehany ka nahatezitra NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, tahaka izay rehetra nataon’ny rainy.
malagasy
ary nanompo an'i Bala izy, dia niankohoka teo anatrehany ka nampahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tahaka izay rehetra nataon-drainy.