1 Kings 22:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa anefa i Josafata: Moa tsy misy mpaminanin’NY TOMPO koa va eto mba hanontaniantsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa hoy i Jôsafata: «Moa tsy misy mpaminanin’i Iaveh intsony va eto, azontsika anontaniana koa?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy kosa i Jôsafata: –Moa tsy misy mpaminan’ny TOMPO koa ve eto mba hanontaniantsika?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy kosa Josafata: Moa tsy misy mpaminanin'i Jehovah koa va eto mba hanontaniantsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa anefa i Josafata: Moa tsy misy mpaminanin’NY TOMPO koa va eto mba hanontaniantsika?
malagasy
Ary hoy kosa Josafata: Moa tsy misy mpaminanin'i Jehovah koa va eto mba hanontaniantsika?