1 Kings 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sitraky NY TOMPO ny nangatahan’i Solomona izany zavatra izany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankasitrahin’i Iaveh ny nangatahan’i Salômôna izany zavatra izany taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sitraky ny Tompo Andriamanitra ny nangatahan’i Salômôna izany zavatra izany;
Malagasy Bible 1865
Ary sitraky ny Tompo ny nangatahan'i Solomona izany zavatra izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sitraky NY TOMPO ny nangatahan’i Solomona izany zavatra izany
malagasy
Ary sitraky ny Tompo ny nangatahan'i Solomona izany zavatra izany;