1 Kings 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na izay tsy nangatahinao aza dia efa nomeko anao koa, dia harena sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka tahaka anao amin’ny andronao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeko anao mbamin’izay tsy nangatahinao koa aza, dia harena amam-boninahitra, hany ka tsy hisy toa anao na iza na iza amin’ny mpanjaka mandritra ny andronao rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na izay tsy nangatahinao aza dia omeko anao koa, dia ny harena amam-boninahitra, ka tsy hisy mpanjaka hitovy aminao amin’ny andronao rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary na izay tsy nangatahinao aza dia efa nomeko anao koa, dia harena sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka tahaka anao amin'ny andronao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na izay tsy nangatahinao aza dia efa nomeko anao koa, dia harena sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka tahaka anao amin’ny andronao rehetra.
malagasy
Ary na izay tsy nangatahinao aza dia efa nomeko anao koa, dia harena sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka tahaka anao amin'ny andronao rehetra.[Na: nisy]