1 Kings 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mandeha amin’ny lalako ianao ka hitandrina ny lalànako sy ny didiko, tahaka ny nandehanan’i Davida rainao, dia hataoko ela velona ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mandeha amin’ny lalako ianao, ka mitandrina ny didy aman-dalàko toy ny nandehanan’i Davida rainao, dia hohalavaiko ny andronao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha mizotra amin’ny sori-dalako ianao ka mitandrina ny lalànako sy ny didiko tahaka ny nataon’i Davida rainao, dia hohalavaiko ny andronao.
Malagasy Bible 1865
Ary raha handeha amin'ny lalako ianao ka hitandrina ny lalàko sy ny didiko tahaka ny nandehanan'i Davida rainao, dia hataoko ho ela velona ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mandeha amin’ny lalako ianao ka hitandrina ny lalànako sy ny didiko, tahaka ny nandehanan’i Davida rainao, dia hataoko ela velona ianao.
malagasy
Ary raha handeha amin'ny lalako ianao ka hitandrina ny lalàko sy ny didiko tahaka ny nandehanan'i Davida rainao, dia hataoko ho ela velona ianao.