1 Kings 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay dia nisy vehivavy janga roa nankao amin’ny mpanjaka ka nitsangana teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy vehivavy ratsy fiaina anankiroa, tonga tao amin’ny mpanjaka ka nitoetra teo anatrehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia nisy vehivavy mpivaro-tena roa tonga niseho teo anatrehan’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia nisy vehivavy janga roa nankao amin'ny mpanjaka ka nitsangana teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay dia nisy vehivavy janga roa nankao amin’ny mpanjaka ka nitsangana teo anatrehany.
malagasy
[Ny nisehoan'ny fahendren'i Solomona tamin'ny nitsarany azy roa vavy ny amin'ilay zaza maty] Ary tamin'izany dia nisy vehivavy janga roa nankao amin'ny mpanjaka ka nitsangana teo anatrehany.