1 Kings 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay vehivavy iray: Trara antitra ianao, tompokolahy! Izaho sy ity vehivavy ity dia miray trano; niteraka tao an-trano aho sady tao koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny iray tamin’izy ireo: «Mitaraina aminao aho tompoko, fa niray trano izaho sy ravehivavy ity, ary teraka teo anilany tao an-trano aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay vehivavy voalohany: –Miray trano izaho sy ity vehivavy ity, ry andriamanjaka, ary teraka tao an-trano aho tamin’ny fotoana nahatao azy koa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay vehivavy anankiray: Trarantitra ianao, tompokolahy, izaho sy ity vehivavy ity miray trano; ary teraka tao an-trano aho, sady tao koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay vehivavy iray: Trara antitra ianao, tompokolahy! Izaho sy ity vehivavy ity dia miray trano; niteraka tao an-trano aho sady tao koa izy.
malagasy
Ary hoy ilay vehivavy anankiray: Trarantitra ianao, tompokolahy, izaho sy ity vehivavy ity miray trano; ary teraka tao an-trano aho, sady tao koa izy.