1 Kings 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maty tamin’ny alina ny zanak’ity Ravehivavy ity, fa voatsindriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maty tamin’ny alina ny zana-dravehivavy io, fa voatsindriny tao am-pandriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io alina io anefa, dia maty ny zanak’ity vehivavy ity fa voatsindriny.
Malagasy Bible 1865
Ary maty tamin'ny alina ny zanak'izavavy ity, fa voatsindriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maty tamin’ny alina ny zanak’ity Ravehivavy ity, fa voatsindriny.
malagasy
Ary maty tamin'ny alina ny zanak'izavavy ity, fa voatsindriny.